Miankina amin'ny rindrina
Afaka ataonao n’aiza n’aiza sady tena mety tsara.
Apetraho 25 cm eo ho eo miala amin’ny rindrina
ny tongotra, ankino tsara amin’ny rindrina ny lamosina.
Ankipio ny maso ary mijanona eo minitra vitsivitsy. Ho hitanao fa mba ahazo aina ianao.
Hevitra